xtxman | 13 Jiona, 2006 11:57
ETO NY GASY NO HAMETRAKA DIAM-PENINA
xtxman | 01 Jiona, 2006 03:21
GASY FENO FILAMATRA ;FANEFA MBOLA LAVITRA NY LALANA HALEHAN-TSIKA . AOKA SAMY TSY HO KIVY ISIKA FA EFA IO NO AN-TSIKA .
ISIKA GASY
xtxman | 01 Jiona, 2006 03:13
NY GASY DIA LAVITRA RAHA AMPIFAMPITAHANA @ HAFA ;
KAIZA EH !
xtxman | 01 Jiona, 2006 02:31
GASY FENO FAHENDRENA ISIKA REHETRA SATRAI NY FITIAVANA MISY KELY IHANY KANEFA MIBAHANA NTANTERAKA NY FITIAVAN-TENA.
TSIKA GASY
xtxman | 01 Jiona, 2006 01:12
MBOLA HAFA NY GASY , HAFA TOKOA SATRIA NA IZAHO AZA MANON-TANY HOE :IZA NO TENA GASY ? ARY IZA NO NIANDOHAN'I GASY ? MOA NANDEFA SAINA LAVITRA VE NY MALAGASY REHETRA NY @ FOKO 18 IZAY MARIHIKO ENTOANA FA FOKO IRAY ISIKA NA DIA NOZARAINA AZA.
SAMIA MANEHO NY MAHA-GASY FA NA MAHANTRA NA MANANA DIA EFA IO NO AN-TSIKA.
AUG SON JIMMY
OU
TSONG-MAN
Tonga soa xtxman!
xtxman | 31 Mey, 2006 23:25
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny
Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.