handefa sary

Categorie: Ankapobeny

ETO NY GASY NO HAMETRAKA DIAM-PENINA

GASY FENO FILAMATRA ;FANEFA MBOLA LAVITRA NY LALANA HALEHAN-TSIKA . AOKA SAMY TSY HO KIVY ISIKA FA EFA IO NO AN-TSIKA .

ISIKA GASY

NY GASY DIA LAVITRA RAHA AMPIFAMPITAHANA @ HAFA ;

KAIZA EH !

GASY FENO FAHENDRENA ISIKA REHETRA SATRAI NY FITIAVANA MISY KELY IHANY KANEFA MIBAHANA NTANTERAKA NY FITIAVAN-TENA. 

TSIKA GASY

MBOLA HAFA NY GASY , HAFA TOKOA SATRIA NA IZAHO AZA MANON-TANY HOE :IZA NO TENA GASY ? ARY IZA NO NIANDOHAN'I GASY ? MOA NANDEFA SAINA LAVITRA VE NY MALAGASY REHETRA NY @ FOKO 18 IZAY MARIHIKO ENTOANA FA FOKO IRAY ISIKA NA DIA NOZARAINA AZA. SAMIA MANEHO NY MAHA-GASY FA NA MAHANTRA NA...

Tonga soa xtxman!

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb